Translation in progress

 

L'éléphant VORIVATO ou encore l'éléphant blanc de AMBOHITSARA est un artefact incontournable du Peuple ANTAMBAHOAKA. Mais aussi in lieu rituel sacré chargé d'histoires.

La contribution de RANGERS TSIHALIGNO dans sa version française

Parmi les monuments encore vus aujourd'hui dans la localité d'AMBOHITSARA qui constitue le quartier de Mananjary. En fonction de son emplacement, la tribu ANTAMBAHOAKA est l'un des monuments qui enregistrent l'histoire et la culture.

Histoire de l'éléphant VORIVATO de AMBOHITSARA by RANGERS TSIHALIGNO

J'ai reçu les recherches sur ce monument du chercheur LOUIS MOLLET et du pasteur ELIE VERNIER. Les habitants l'appellent de nombreux noms, voici quelques-uns des noms :

  • VATO MILAHATRA OMBY (pierre qui ressemble à un zébu)

  • VATO LAMBO (Sanglier de pierre)

  • VATO HASINA (pierre sacrée)

Le passant européen qui a visité cette zone l'a de nouveau appelé ELEFANTA VORIVATO (éléphant de pierre).

Si ça revient à la définition originale, il faudrait se diriger vers l'est. En fait ELEFANTA VORIVATO est située dans la commune de AMBOHITSARA dans la commune de MAROSANGY dans l'arrondissement de MANANJARY.

D'après l'emplacement local, il se trouve sur la colline sud face aux portes de la rivière Fanantara. L'ÉLÉPHANT VORIVATO fait face au nord-est.

Comment rejoindre Ambohitsara et visiter ELEFANTA VORIVATO ?

Si vous allez les visiter, il y a beaucoup de circulation différentes pour y arriver.

Prendre un vol de Mananjary et direction Rangazevaka ou Mahela lacs. Après ça, il vous reste encore 30km le long de la route de la plage pour atteindre Ambohitsara.

Ou prenez un bateau qui utilise le LAKADRANON D'AMPAGNALANA et prenez-le dans le village d'Anilavinany et arrêtez-vous une fois à Ambohitsara (25km).

Prendre la route de Marosangy à Ambodirihana Fanantara. Et après avoir pris un bateau pour descendre la rivière Fanantara et atterrir à Ambohitsara (3H).

Quelles sont les hypothèses des origines de l’éléphant VORIVATO ? 2 pistes.

Selon les recherches faites par les chercheurs, l'ÉLÉPHANT à AMBOHITSARA semble différent des éléphants en Afrique. C'est parce que les éléphants africains ont des corps énormes qui les suivent si larges les oreilles et ont de longues défenses.

Cependant, les éléphants d'Asie ne sont pas les mêmes surtout ceux de SUMATRA (Indonésie) que les chercheurs ont liés à la capitale AMBOHITSARA. La raison est que les éléphants asiatiques sont si petits et que leurs oreilles ne sont pas très larges et que leurs défenses sont très courtes.

Si on regarde l'ÉLÉPHANT à AMBOHITSARA, on peut dire qu'il a quelques cicatrices et son long nez (trompe) est droit et ressemble à ces cochons sauvages.

Et enfin leur défense est courte comme ces éléphants en Asie.

L'ÉLÉPHANT VORIVATO a une structure à trois trous à l'arrière et peut être vue sur les côtés gauche et droit de son corps.

Selon le patrimoine rapporté par les chercheurs mentionnés ci-dessus, RAMINIA a apporté cette ELEFANTA VORIVATO avec un bateau de LAMEKA (La Mecque) et l'a amené à l'entrée de la rivière SAKALEONA sur son chemin. Il l'a fait tomber et à l'arrière un invité de l'île Maurice l'a ramassé et l'a porté sur un bateau mais en raison de son poids lourd, le bateau a presque chaviré. Pour cette raison il a décidé de placer l'ÉLÉPHANT sur la plage sud en face de la porte de la rivière Fanantara donc il a fait un cadeau à la tribu ANTAMBAHOAKA. Mais son authenticité n'est pas connue comme un héritage.

Maintenant cet ÉLÉPHANT VORIVATO a le haut lieu où la tribu Antambahoka l'a placé parce qu'ils l'ont classé comme l'une des PIERRES SAINTES (pierres sacrées). Vérifiez cela et nous lui demanderons tous et lui rendrons grâce. Par exemple quand le mois SAKAVE arrive (c'était l'hiver) et que le peuple demande que la pluie revienne, c'est au tour des femmes et des enfants de remplir l'eau dans la rivière FANANTARA et de la verser dans les trous derrière l'ÉLÉPHANT VORIVATO.

Selon la croyance de ANTAMBAHOAKA, ce ROCHER SAINT à AMBOHITSARA peut être comparé au VAZY d'AMBODISINY au sud de la porte du village IVONDRO. J'ai oublié de mentionner dans mon précédent post sur AMBODINISINY que celui qui a donné un coup de pied au pot avec son pied et qui l'a cassé était un natif anglais. Il n'a pas fallu 15 jours à l'Anglais pour commettre le crime et mourir, ce qui était considéré comme une punition par les habitants.

Selon la première utilisation de l'ELEFANTA VORIVATO dans la tribu ANTAMBAHOAKA, les rois de la région l'ont utilisé comme outil pour stocker les enregistrements de SORABE.

Histoire de l'éléphant VORIVATO de AMBOHITSARA by RANGERS TSIHALIGNO Plus tard, un étranger est entré par effraction et a volé le SORABE qui était stocké à l'intérieur. Les invités qui ont visité et examiné l'ÉLÉPHANT VORIVATO sont partis et ont écrit son nom sur son corps.

Pour finir l'histoire sur lui, je vais emprunter un peu les recherches faites par JEAN PHILIPPE ROMBAKA dans son livre « Antaimoro-Anteony History », Tananarive, imprimerie L.M.S.

ZAFIRAMINIE, qui est appelée les descendants de RAMINIE, était aussi appelée DIEU. Selon le livre de ROMBAKA, le vrai nom de ZAFIRAMINIA est DIN BANGOK ISMAEL alias SOFI REIS LEONNIEN. Selon sa vraie déclaration, sa langue maternelle vient du SIAM (de nos jours le Cambodge). De ce lieu il créa les deux (2) ÉLÉPHANTS VORIVATO et les appela « TATAKAROVE ». Voici ceux qu'ils ont amené dans la partie est de notre île qu'un TATAKAROVE est tombé perdu à l'entrée de la rivière SAKALEONA. L'autre est celui qu'ils ont mis dans AMBOHITSARA et on peut encore le voir. Le TATAKAROVE ou ÉLÉPHANT VORIVATO perdu à SAKALEONA selon ROMBAKA appartient maintenant à GODFORAHA ou DIN PON PENH.

Il y a beaucoup de choses à dire sur le ELEFANTA VORIVATO à AMBOHITSARA, je suis là pour en rire.

Merci beaucoup

RANGERS TSIHALIGNO

 

La contribution de RANGERS TSIHALIGNO dans sa version malagasy

ILAY ELEFANTA VORIVATO AO AMBOHITSARA(distrika MANANJARY)

Anisany vakoka mbola hita ankehitriny any amin’ny tananan’AMBOHITSARA izay mirafitra amin’ny distrikan’ny Mananjary. Raha araka izany toerana misy azy izany dia azo ambara fa anisan’ireo vakoka mirakitra ny tantara sy ny fomba amam-panao ny foko ANTAMBAHOAKA.

Ny mpikaroka LOUIS MOLLET sy ny pastera ELIE VERNIER no nangalako ny fikarohana momba ito vakoka ito. Maro ny anarana fiantsoan’ny mponina ao an-toerana azy ka ireto avy ny fanondroana azy :

  • VATO MILAHATRA OMBY (pierre qui ressemble à un zébu)

  • VATO LAMBO (sanglier de pierre)

  • VATO MASINA (pierre sacro-sainte)

Ny vahiny mpandalo avy any Eoropa izay nitsidika iny faritra misy azy iny indray dia niantso azy hoe ELEFANTA VORIVATO (éléphant de pierre).

Raha miverina amin’ny famaritana ny toerana tena fisiany dia mila mitodika any amin’ny faritra atsinanana iny. Raha ny marina dia ny tananan’AMBOHITSARA ao anatin’ny kominina MAROSANGY mirafitra ao anatin’ny distrika MANANJARY no toerana misy ito ELEFANTA VORIVATO ito.

Raha ny toerana misy azy ao an-toerana indray dia eo ambony havoana mianatsimo mifanatrika ny vavaranon’ny renirano Fanantara. Mitodika mianavaratra atsinanana ny fahitana ilay ELEFANTA VORIVATO.

Ahoana ny lalana hankany AMBOHITSARA ?

Raha handeha hitsidika azy izany hianao dia misy fomba fifamoivohizana maro samihafa mba hatongavana any.

Maka zotra miala Mananjary ka mitodidoha any amin’ny ELEFANTA VORIVATO Avy eo dia mbola misy 30km manaraka lalam-pasika vao tonga any Ambohitsara.

Na maka lakana mampiasa ny LAKADRANON’ny AMPAGNALANA ka ao amin’ny tanana Anilavinany no angalana azy ka mipaka indray mandeha any Ambohitsara (25km).

Na maka lalan-tany miala Marosangy ka mipaka hatrany Ambodirihana Fanantara. Dia avy eo avy maka lakana midina ny renirano Fanantara ka mipaka any Ambohitsara (3H).

Avy aiza moa ireo elefanta VORIVATO ? 2 ny vikavika ny mpikaroka.

Raha arakin’ny fanadihadina nataon’ireo mpikaroka dia tsy mitovy ireo ELEFANTA any Afrika ny endrik’ilay ELEFANTA ao AMBOHITSARA. Ny antony dia satria ireo elefanta afrikana goavana be ny vatany manaraka izany koa mivelatra be ny sofiny ary lavabe ny fiarovany (défense).

Tsy mitovy amin’izany anefa ireo elefanta avy any Asia indrindra ny any ELEFANTA VORIVATO izay nampifandraisin’ireo mpikaroka amin’ilay vorivato ao AMBOHITSARA. Ny antony dia kely vatana ny elefanta avy any Asia sady tsy mivelatra be ny sofina ary farany fohikely ny fiarovany(défense).

Raha ilay ELEFANTA ao AMBOHITSARA no dinihina dia azo ambara fa kely bitika ny vatany ary ilay orony lavabe iny(trompe) dia mahitsy toraka mitovy endrika amin’ireny lambo dia ireny.

Ary farany ny fiarovany(défense) dia fohikely mitovy amin’ireny elefanta any Asia ireny.

Misy rafitra lavaka telo eo andamosin’ilay ELEFANTA VORIVATO ary ahitana izany koa amin’ny ilany avia sy avanana amin’ny vatany.

 ELEPHANT VORIVATO RANGERS TSIHALIGNO 4

Raha arakin’ny lovantsofina notaterin’ireo mpikaroka voatanisako eny ambony dia io ELEFANTA VORIVATO io hono notaterin’i RAMINIA tamin’ny botry avy any LAMEKA(La Mecque) ka nentiny namonjy ny vavaranon’ny ELEFANTA VORIVATO tamin’ny diany. Napetrany teo an-toerana izy io ary tany aoriana be nisy vahiny avy any amin’ny nosy Morisy(Maurice) naka azy ka nitatitra azy io tamin’ny sambony kanefa noho ny fahavesarany dia saika nivadika ilay sambony. Noho izany antony izany no nanapahany hevitra nametraka ilay ELEFANTA teo amin’ny torapasika atsimo mifanila ny vavaranon’ny renirano Fanantara ka natolony fanomezana amin’ny foko ANTAMBAHOAKA. Fa tsy fantatra ny fahamarinan’izany amin’ny maha lovantsofina azy.

Ankehitriny dia manana ny toerana ambony izay nametrahan’ny foko Antambahoaka azy io ELEFANTA VORIVATO io satria nosokajin-drizareo anisan’ireo VATO MASINA (pierre sacrée).

Manamarina izany dia eo aminy no hanaovana fangatahana sy fisaorana. Ohatra rehefa tonga ny volana SAKAVE(ririnina iny) ka mangataka indray ny fiverenen’ny orana ny mponina dia anjaran’ny vehivavy sy ny ankizy no manovo rano amin’ny renirano FANANTARA ka arotsany ao anatin’ireo lavaka ao andamosin’ilay ELEFANTA VORIVATO.

Histoire de l'éléphant VORIVATO de AMBOHITSARA by RANGERS TSIHALIGNO

Raha arakin’ny finoana ANTAMBAHOAKA dia ito VATO MASINA ao AMBOHITSARA ito dia mahazo ampitahafina amin’ilay VAZY ny AMBODISINY ao atsimo ny vavarano ny tananan’IVONDRO. Adinoko no nitantara tamin’ilay lahatsoratro taloha mikasika ny AMBODINISINY iny fa teratany Anglisy ilay nandaka tamin’ny tongony ilay vazy ka nahavaky azy. Tsy naharitra 15 andro ilay Anglisy nahavita io ankasomparana io dia maty ka noraisin’ny ny mponina teo an-toerana ho famaizana vokatry ny zavadratsy nataony.

Raha ny fomba fampiasana voalohany ilay ELEFANTA VORIVATO teo amin’ny foko ANTAMBAHOAKA dia nataon’ireo mpanjaka nifandimby teo an-toerana ho fitaovana fitehirizana ireo SORABE mirakitra ny tantaran-drizareo. Taty aoriana nisy vahiny nisompatra izany ka nangalatra ireny SORABE notehirizina tao anatiny ireny. Ireo vahiny izay nitsidika sy nanadihady ilay ELEFANTA VORIVATO dia namela sy nanoratra ny anarany manenika ny vatany.

Ho famaranako ny tantara mombamomba azy dia hindrana kely ny fikarohana nataon’i JEAN PHILIPPE ROMBAKA aho tao anatin’ilay bokiny « Tantara-drazana Antaimoro-Anteony », Tananarive, Imprimerie L.M.S.

ZAFIRAMINIA, izay filazana ireo taranak’i RAMINIA, dia nantsoina koa ANDRIAMPAKY. Raha arakin’ny bokin’i ROMBAKA dia ny tena anaran’i ZAFIRAMINIA dia DIN BANGOK ISMAEL na koa SOFI REIS LEONNIEN. Avy any SIAM (Cambodge ankehitriny) no teny fihaviany raha arakin’ny tena filazany. Avy any amin’io toerana io ny tenany no nandrafitra ireo ELEFANTA VORIVATO anankiroa(2) ka nantsoiny hoe « TATAKAROVE ». Ireo no no nentiny namonjy ny faritra atsinanan’ny nosintsika ka ny TATAKAROVE iray latsaka very tao amin’ny vavarano ny renirano SAKALEONA. Ny anankiray ilay napetrany tao AMBOHITSARA ka mbola hita ankehitriny. Ilay TATAKAROVE na ELEFANTA VORIVATO very tao SAKALEONA indray raha arakin’ny filazany ROMBAKA dia lasa fananan’ny andriambe ANDRIAMPANIFORAHA na DIN PON PENH.

Maro ny azo lazaina ny mikasika ilay ELEFANTA VORIVATO ao AMBOHITSARA faranako eto mba hamehezana azy.

Mankasitraka indrindra

RANGERS TSIHALIGNO

Contribution complémentaire de Ben Sultan Abou

Mankasitraka amin fifampizarana fa Azafad fa hôtrany mahita zavatra tsy dia mirindra loatra zah

1- voalazanao tamin voalohany fa avy any la mekka le izy no NENTIN'I Raminia taty

2- amin paragraphe aty ambany indray de we avy any Siam (Cambodge) indray no nentina nankaty. Efa misy contradiction aloha zany eo. Sa zah no ty mahazo tsara ny fanazavana

3- Voalaza koa fa avy any Siam (Cambodge) i Raminia. Zah tsy Antambahoaka fa zah matoky fa tsy manaiky ny foko Antambahoaka fa ny razambendrizareo dia Cambodgien

NB : tamin tantaran tsika gasy dia tsapa ihany fa nisy ny fanerena ny indoneziana ho razamben’ny gasy na anisan'ny ho mpiavy voalohany této Madagasikara izay tsipahiny mpahay maro teratany sy vahiny. Ka zay no tiako anaovana fanamarihana eto satria hôtrany misy terena hiditra zany le Siam sy Cambodge fahitako azy. Ialako tsiny mialoha raha diso ny eritreritrako

++Les recherches de Louis Mollet et ce pasteur Elie Vernet qui a rapporté l'héritage local que Raminia vient de la Mecque je me demande si vous lisez attentivement mes écrits. Et dans la recherche ci-dessous Jean Philippe Rombaka porte un héritage différent de celui-ci donc je ne trouve pas mon erreur. Je me demande si vous avez bien lu mon post. 

Si vous désirez diffuser également votre propre article, contactez-nous via ce formulaire :

Please let us know your name.

Please let us know your email address.

Please write a subject for your message.

Please let us know your message.


Entrée non valide

Pin It

Recherche avancée

La météo à TAMATAVE, Madagascar

saina
 Change EURO en ARIARY (MGA)