Mananjary
Comment on écrit Mananjary ? Mananjary na Manazary
Mananjary na Manazary: azo adika koa hoe manan-karena
Renirano miandoha avy ao amin'ny Valanjavaboaharim-pirenena Marolambo, atsimon'ny distrikan'i Fandriana i Mananjary mialohan'ny nitondrany anaran-tanànan'ny renivohitra Antambahoaka.
Ny fivarinan'ny andranomasimbe indiana na eo amin'ny fihaonan'ny amin'ny ranomasina no atao hoe "vinagny", mamaritra ny tapany atsimo amin'ny faritra Antambahoaka.
Masindrano no niantsoana ny anaran'ny tanànan'i Mananjary talohan'ny fanjanahantany ary izy no voafidy ho renivohitry ny faritra Vatovavy, faritra faha 23 eto Madagasika tamin'ny oktobra - 2022.
Amin'ny maha renivohitry ny Antambahoaka azy dia manana tragnobe 12 i Mananjary
Zahatany - Mananjary
Source ZAHATANY
Voici une belle vidéo du survol de la ville de Mananjary par un drone